|
|
|
|

Entrée1  bamba iray
Mots élémentaires  2  bamba, iray
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.10#B.46] miravona tsy misy avo sy iva, na fiavakavahana
5  [1.1] bamba
Explications en anglais  6  [1.7] level or alike all over
Explications en français  7  [1.8] égal ou de même niveau partout, uniforme
Exemples  8  ka nanjary bamba iray tsy nisy famavany intsony mampahatsiaro irony tongo-tsariolona vorodamba, filalaon'ny ankizy fahizay. [1.223]
9  tsy hita loatra ny hanavahana ny hoditra mitanjaka sy ny faritra mitafy amin' ny tenany, fa saika bamba iray izany rehetra izany. [2.472]
Autres orthographes  10  bambaray, bambiray

Anagrammes  11  bamba iray, mibarabay

Mis à jour le 2023/01/01